20 avril 2005
Tongasoa
Bienvenue, pour commencer!
Amazing trip since I left my home country: Madagascar. I was back there and want to share to you all my pics and feelings. Not only Mada but other amazing places around the world that I visited ....or hope I will visit. Je suis également très accrochée par la science bizarre et hors du commun. Je n'ai plus malheureusement le temps de me consacrer à ma curiosité, à force de travailler comme un forcené, mais avec ce blog j'espère que je pourrais m'y remettre et vous partager mes trouvailles.
Ho an'ny malagasy sendra mandalo ato dia mametraha hafatra. Sitrany mba hahatsapako hoe mba misy malagasy ohatr'ahy anie mirediredy ato amin'itony vokatry ny Internet itony. Na amin'ny teny gasy, que ce soit en français, if you prefer english, please leave me some comments. Hopefully, I will better in other languages so that I can reach every one of you.
Cheers
Elodie Riana
Pirates
Rediredy
Tongava mijery an'i Gasy fa ho tamana eh !
Hoentiko mijery an'i Tsaralalana fa tongava
Sinon ho anareo mipetraka any Finda any aza adino ny Firenena an ! (Tandremo sao bada lela no miteny azy an)
Six ô!
Kaiza ôn !
Sali enao an !
Lilou moa ? Namela hafatra tao am boky volamen'ny Tanalahy weblog enao dia mba tonga mitsidika koa ny tena e !
Raha te hiresadresaka enao dia tongava ao am Tanalahy | Kozikely dia afaka manao "pub" ho an'ito blog ito enao ao. Ts'isy olana :P
Okay e !
Thanx :) !
Thanx for leaving a wonderfull comment on my blog :) thats very sweet of u!!! Wow i really love ur blog too it truly is out of the ordinary but that's what makes it original right? Take care and veloma :) !
I'm sooo happy
thanks thanks for all your comments!! Cheers!
Mahareta hatramin'ny farany an!
Sendra nivezivezy dia nahita ity sehatra mahafinaritra ity. Mirary soa ho an'ny blog-nao: hahavatra hirediredy ary ho be mpitsidika e!
rabela
izay izany koa!
Ny piraty rehefa iangaviana dia manaja ny teniny tokoa! Efa tena betsaka ny mpirediredy raha izay no filaz azy e! Dia mazotoa ihany koa!
Raitra e!
Fiainana zany! Matsiaro an-dry foana a refa maka bus eo am-pitan'ny tranonareo. Hay kay ty ndry lasa lavitra b mitsy!
Mafinaritra e! Tohizo.
Voler un trésor
Rétroliens
URL pour faire un rétrolien vers ce message :
http://www.canalblog.com/cf/fe/tb/?bid=41760&pid=450406
Liens vers des weblogs qui référencent ce message :











