26 avril 2005
Fahiny
Fahiny izahay nandehandeha sy nifankatia. Izao samy manao izay tiany sy ny reviny. Na namana io na fianakaviana dia mitovy daholo daholo.....samy mandeha samy mitady hoy i Jaojoby izay. Izaho aza moa lasa aty an-tany lavitra be aty. Manoratra amin'ny...